SINGA MANDRAFITRA NY FIOFANANA
Singa 1 : fitadiavana mpiara-miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola
Singa 2 : fomba fitantanana tetikasa
Singa 3 : tantsoroka amin’ny fanatontosana ny drafitra fanajariana ny tany
Singa4 : famindrahan-draharaha eny anivon’ny kaominina
Singa 5 : fanaraha maso ny fanarahan-dalàna eo amin’ny asan’ny kaominina
Singa 6 : fitantanana ara-panjakana eny anivon’ny Kaominina
Singa 7 : hetra eny ifotony
Singa 8 : fitantanana ny entana eny anivon’ny kaominina
Singa 9 : tetibola ara-pandaharan’asa izay ampiasain’ny Kaominina
Singa 10 : fandraiketana ny tsenan-draharaham-panjakana izay ataon’ny Kaominina
Singa 11 : rafitra ara-kajimirinddra ho an’ny fitantanana eny anivon’ny Kaominina
Singa 12 : tobintsary hajariana eny anivon’ny Kaominina
Singa 13 : sora-piankohonana
Singa 14 : fitadiavana famatsiam-bola
Singa 15 : fiadidiana ny lafin-tany, fitondrahan-draharaha eny ifotony, fampandrosoana ifotony
Singa 16 : etika, fehezan-dalàna, ady amin’ny kolikoly
Singa 17 : serasera
Singa 18 : fanaovan-dalàna fanavaozana ny fananan-tany
Singa 19 : lalana mifehy ny fanavaozana ny fananan-tany
Singa 20 : fitantanana ny fananan-tany eny ifotony sy ny fivoarany
Singa 21 : hetra-taratasy manamarina ny fizakan-tany
Singa 22 : ireo loha-hevitra mifandraika amin’ny fananan-tany : harena an-kibon’ny tany, ala, fizahan-tany, famatsiam-bola
Singa 23 : SIG- Rindrankajy fampiasana PLOF
Singa 24 : fandrefesan-tany-taontsaritany
Singa 25 : fanaingana ireo mpiantsehatra (fahaiza-mitarika, serasera, fanentanana, fandresehan-dahatra)
Singa 26 : fandrafetana drafitra, fandaharanasa, fampiharana, fanaraha-maso ny fampiharana natao
Singa 27 : fitsinjaram-pahefana sy fampandrosoana ifotony
Singa 28 : fampandrosoana ara-ekonomika eny ifotony
Singa 29 : firaiketena ireo fombafomba arahina eo amin’ny asam-panjakana