Teny avy amin'ny tale jeneraly
Tonga soa eto amin’ny tranokala ofisialin’ny Ivotoeram-pirenena momba ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fampandrosoana Ifotony (INDDL)
Am-pifaliana no raisinay eto amin’ity sehatra natokana hampiroboroboana sy hanamafisana ny fitsinjaram-pahefana miabo eto Madagasikara. Ny INDDL dia manolo-tena hanohana ireo Vondrom-bahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana (CTD) amin’ny alalan’ny fanofanana mifanaraka amin’ny filàna eny ifotony sy ny tohana ara-kevitra (toro-lalana) manokana.
Miara-miasa amin’ireo mpiray ombon’antoka ara-teknika sy ara-bola, izahay dia manolo-tanana amin’ny fampiroboroboana ny fampandrosoana maharitra sy iraisan’ny rehetra.
Manasa anao hijery sy hahafantatra bebe kokoa momba ny tolotray, ny tetikasanay ary ireo vaovao manan-danja eto amin’ny tranokalanay. Andao hiara-hisandratra sy handray anjara amin’ny fandrosoana!
RAKOTOJOHARY Tovohery Andriamihaja
Tale Jeneraly ny INDDL

PRÉSENTATION DE L’INSTITUT
L’Institut National de la Décentralisation et du Développement Local (INDDL) est un centre de Formation et de Recherches au service des Collectivités Territoriales Décentralisées et de ses Partenaires. C’est un établissement public à caractère administratif, doté de la personnalité juridique, de l’autonomie administrative et financière et qui relève du Ministère de la Décentralisation et de l’aménagement du territoire.Il a pour mission de :

Songadina
Araho ireo vaovao sy fanavaozana farany mikasika ny tetikasa, hetsika ary fepetra raisina ho fampandrosoana sy fanatsarana ny fiainam-bahoaka. Mijanonà ho tafiditra amin’ny fanapahan-kevitra sy fivoaran’ny sampan-draharaha!
Famaranana amin’ny fomba ofisialy ny fiofanana…
Famaranana amin’ny fomba ofisialy ny fiofanana mikasika ny Sampan- draharaha
Fiofanana mikasika ny sora-piankohonana INDDL OIF MENABE
Fiofanana mikasika ny sora-piankohonana INDDL OIF MENABE Catégories Vaovao Fiofanana
Fiofanana slc pdlii
Fiofanana slc pdlii Catégories Songadina Fiofanana Articles récents 09 Juin