Fanamafisana ny fahaiza-manaon’ny mpanampy amin’ny famolavolana ny Drafitr’asa Fampandrosoana Ifotony II (PDLII)
Fanamafisana ny fahaiza-manaon’ny mpanampy amin’ny famolavolana ny Drafitr’asa Fampandrosoana Ifotony II (PDLII) CatĂ©gories Vaovao samihafa Fiofanana Articles rĂ©cents 31 AoĂ»t 2025 Renforcement des capacitĂ©s des facilitateurs pour l’élaboration du PDLII 24 Juil 2025 RĂ©gion Haute Matsiatra: ClĂ´ture de la formation 24 Juin 2025 FORMATION DES ACTEURS EN ETAT CIVIL-INDDL OIF MENABE 09 Juin 2025 Formation slc pdlii 09 Juin 2025 Formation des acteurs en Ă©tat civil INDDL OIF Menabe 10 Mai 2025 Formation des Formateurs : 50 agents du MDAT renforcent leurs compĂ©tences Ă Anosy 30 Mar 2025 Renforcement de la gouvernance locale : Lancement de l’IGL 3.0 et de la plateforme i-HOFANA Ă TulĂ©ar 30 Mar 2025 PNDE : Renforcement des capacitĂ©s des nouveaux Ă©lus communaux Ă travers une campagne de formation nationale Notanterahina ny 6 hatramin’ny 8 aogositra 2025 ny fampiofanana ny mpampiofana mahakasika ny famolavolana ny Drafitra Fampandrosoana Ifotony Tsy Manakavaka sy Iombonan’ny Sehatra Rehatra(PDLII), fanamorana ny fananganana ny Rafitra Ifotony Fikaonan-doha( SLC) ary ny tekinika fampiofanana ny olon-dehibe. 🎯 Tanjon ny fiofanana ny hanamafisana ny fahaiza-manao ara-teknika an’ireo mpampiofana eto anivon’ny Ministeran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany sy ireo ratsamangaika izay ahitana ireo mpiasa eto anivon’ny INDDL, mba hatsarana sy hampitoviana ny fomba fiasa. EFA VONONA AMIN’NY FIDINANA IFOTONY IREO MPAMPIOFANA








