Famaranana amin’ny fomba ofisialy ny fiofanana…
Famaranana amin’ny fomba ofisialy ny fiofanana mikasika ny Sampan- draharaha ny sora-piankohonana Izay tohanan’ny OIF sy ny ambasady Frantsay Catégories Vaovao Fiofanana Articles récents 24 Juil 2025 Famaranana amin'ny fomba ofisialy ny fiofanana… 24 Juin 2025 Fiofanana mikasika ny sora-piankohonana INDDL OIF MENABE 09 Juin 2025 Fiofanana slc pdlii 09 Juin 2025 Fiofanana mikasika ny sora-piankohonana 10 Mai 2025 Fampiofanana ho an'ny Mpampiofana : 50 mpiasan'ny MFFTT no mandray anjara 05 Mai 2025 Saviez-vous que l’innovation numérique ouvre de nouvelles perspectives pour la décentralisation à Madagascar ? 05 Mai 2025 PNDE : Renforcement des capacités des nouveaux élus communaux à travers une campagne de formation nationale 30 Mar 2025 Renforcement de la gouvernance locale : Lancement de l’IGL 3.0 et de la plateforme i-HOFANA à Tuléar Notanterahina ny 10 jolay 2025 tao Fianarantsoa, Renivohitry ny Faritra Matsiatra Ambony ny fanakatonana tamin’ny fomba ofisialy ny fiofanana izay nataon’ny Ministeran’ny Fitsijaram-pahefana sy ny Fanajariana ny Tany amin’ny alalan’ny INDDL ary notohanan’ny OIF sy ny Masoivohpo Frantsay. Tonga namarana izany tamin’ny fomba ofisialy ny Préfet an’ny Fianarantsoa, ny Sekretera Jeneraly ny Faritra Matsiatra Ambony, ny Talen’ny Fampiofanana avy ao amin’ny INDDL ary ny Sefo Distrika Isandra. Taorian’ny fiofanana dia nisy ny fizarana mari-pankasitrahana ho an’ireo mpandray anjara miisa 30 avy tamin’ny Distrika Fianarantsoa sy Isandra. Marihina moa fa Faritra fito no hanatanterahana ny fiofanana mikasika ny sora-piankohonana amin’ity taona ity.
Famaranana amin’ny fomba ofisialy ny fiofanana… Read More »