INDDL MADAGASCAR

LALANA

LALANA FEHIZORO laharana faha 2014-018

mifehy ny tandrifim-pahefana, ny fombafomba fandaminana sy ny fomba fiasan’ny vondrombahoakam-paritra itsinjaram- pahefana, ary koa ny fitantanana ny raharahany manokana.

LALANA LAHARANA FAHA 2014-020

Mikasika ny loharanom-bolan’ireo vondrombahoakam-paritra itsinjaram- pahefana, ny fombafomba fifidianana, ny fandaminana sy ny fomba fiasa ary ny andraikitry ny rafitr’izy ireo.

LALANA laharana faha 2014 -021 mikasika ny fisoloantenam-panjakana

Ity lalàna ity dia noraisina ho fampiharana ny fepetra voalazan’ny andininy faha-145 ao amin’ny Lalàmpanorenana, ary mametraka ... .